PIAA2 : mitohy ny asa fanatsarana ny rafitra fanarian-drano ho fiarovana an’Antananarivo amin’ny tondra-drano
Mitohy hatrany ny fanatanterahana ny Tetikasa PIAA2, tarihin’ny Minisiteran’ny Rano, ny Fanadiovana ary ny Fidiovana (MEAH), miaraka amin’ireo mpiara-miombonantoka, ho fanatsarana sy fanamafisana ny rafitra fanarian-drano eto Antananarivo....
Association des Professionnels du Digital de l’Administration Publique (APDAP)
Crédit MEAH
Lire la suite